🎭 ** ESPACE TRANSPORT ET VOYAGE**.

ESPACE

Voandalana Ami du Voyageur dia hanokana toerana hahafahan’ny orinasa, mpandraharaha, fikambanana manao filazana mahakasika ny fandraharahana na ny asa ataony, izay mifandraika amin’ny tontolon’ny iray amin’ireo sehatra iandraiketany.

Mbola holazaina manaraka aoriana eto ihany ny daty hanombohan’izany sy ireo fombafomba harahina

Voandalana Ami du Voyageur va réserver des espaces dédiés à tous les opérateurs, organismes œuvrant dans l’un des secteurs ciblés par le magazine.

La date de son opérationnalisation, ainsi que les modalités de son exécution seront communiquées ultérieurement

Description de l'image

Commentaires