Fonohasina – AmbohidrabibyVohitr’andriana masinasy manan-tantara
Ao amin'ny tehezan'Alahamaditanin’Ambohidrabiby no misy an’i Fonohasina, toerana masina sy feno hasin-tantara, niorina tamin’ny andron’ny Mpanjaka Ralambo (1575–1610). Izy no nanome ny anarana hoe “Fonohasina”, fanomezam-boninahitra an-dRabiby raibeny, sady toerana nanafenana ny hasin’ny fanjakana merina. Ny tantara sy ny lovantsofina momba an'ity toerana ity dia manampy amin'ny fanamafisana ny maha-zava-dehibe azy eo amin'ny kolontsaina sy ny tantaran'ny Malagasy.
Fonohasina dia zaratany natokana ho an'ny Andriandoriamanjaka, taranak’Andriana izay “mahazo manjaka”, mpanolotsain’ny mpanjaka Ralambo. Io toerana io dia niavaka tamin’ny joro, hasina, fanenomana lamba landy sy lambamena ho an'ny mpanjaka, ary fady toy ny kisoa, tongolo, sy hena ratsy. Ny fanompoam-pivavahana sy ny fombafomba nisy tao dia naneho ny hasin'ny fanjakana sy ny fitiavana ny tanindrazana.
Lire la suite07 Novembre 2025
Tourisme international
Deux paquebots de croisière ont faitescale à Majunga en deux jours !
[Parmi une centaine de passagers, il y a des anglophones, puis des russophones.]
Le tourisme de croisière a le vent en poupe. En effet, deux paquebots de croisière ont fait escale à Majunga, seulement en deux jours ! Cela montre que Madagascar figure dans la liste de la destination préférée des touristes étrangers. Au début de ce mois de Novembre, le port de Majunga a accueilli le navire de croisière Island Sky, propriété de la compagnie britannique Noble Caledonia. Auparavant, ce paquebot de luxe a jeté l’ancre à Tuléar et Soalala.
Lire la suite
07 Novembre 2025
« Projet Randrana »
Renforcer l’autonomie des artisanesdans la région Indianocéanienne
[Randrana constitue également un espace d’expérimentation pour la mode éthique.]
L’objectif est de reconnaître les artisanes comme des professionnelles à part entière de la création et de la culture. C’est ainsi que l’ONG « Inclusion and Legacy for natiOn » (ILO) a lancé officiellement le projet Randrana, une initiative visant à renforcer la coopération entre les artisanes de Madagascar, des îles de l’océan Indien et du continent africain. Ce programme ambitionne de transformer l’artisanat en levier de développement économique durable, tout en valorisant la transmission culturelle et la solidarité territoriale.
Lire la suite07 Novembre 2025
Letisia
Hisokatra ny 15 Novambraizao ny taom-piotazana
Hisokatra ny 15 Novambra ho avy izao ny taom-piotazana letisia eto Madagasikara. Hitohy mandra-pahatongan’ny 20 novambra izany. Ny Vondron’ny mpanondrana letisia na Groupement des Exportateurs de Letchis(GEL) dia naneho ny fahavonan’ny mpandraharaha hiara-miasa amin’ny fanjakana eo amin’ny sehatry ny fanondranana letisia.
Lire la suite
07 Novembre 2025
FANTATRAO VE…?
Ny biby sy zavaboahary
Ny biby sy zavaboary iainantsika dia manan-danja sy mahafinaritra, ary ao amin'ny Baiboly dia voatonona ny ankabeazan'izy ireo. Ireto misy fanazavana sy zava-baovao mahaliana momba ny biby sy ny zavaboary manodidina antsika.
1. Osa ny sakakely vao teraka
Ny sakakely vao teraka dia jamba, marenina ary tsy mahavita mivezivezy. Mivoatra miandalana izy ireo, ary afaka mahita tsara aorian'ny 25 andro, fa 2 volana vao afaka mandray anjara amin'ny fiainana andavanandro. Ny fahitany maizina dia ambony noho ny fahitan'olona, ka mahatonga azy ireo ho afaka miaina amin'ny tontolo maizina.
Lire la suite07 Novembre 2025
🏝️ Séjour - Réservez maintenant !
🍯 Produits artisanaux - 100% Made in Madagascar
📸 Votre publicité ici - Contactez-nous
🎶 Festival Culturel - Ne manquez pas l’événement !
⚽ Sponsoring Football - Votre marque en avant !
INFORMATION
Siège Social: Lot IVF 219 Abis Ambodihady Ambohimanarina
101-Antananarivo Madagascar
Tél: +261 34 36 070 82 / +261 34 72 608 16 / + 261 33 24 331 00
Mail: voandalana@voandalana-amiduvoyageur.mg
Mail: amiduvoyageurvoandalana@gmail.com
site: www.voandalana-amiduvoyageur.mg
Responsable de publication et Rédacteur en chef
RAHERIMANDRATOSOA Vonison Jedidie